msh_1sa_text_udb/23/19.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 19 Sady namonjy gnan'i Saoly tao Gibea reo Zifita ka nivola hoe:' Tsy i Davida va ro mietaky agny aminay ao agnatin'ny batery fiarova mafy agny Horesa, agny amin'ny havoa Hakila, zay agny antimon'i Jesimona? \v 20 Amizao mizotsoa ry mpanjaka! Araky gny sitrakao, mizorsoa!Hanolotsy gnazy ho eo am-pelatagnan'ny mpanjaka ro anjaranay."