msh_1sa_text_udb/17/41.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 41 Avy sady namonjy gnan'i Davida lay Filistina, sady talohany gny mpanday ampingany, \v 42 Lafa nijery gny magnodidy ka nahita gnan'i Davida lay Filistina, la nanao tsinontsino gnazy, fotony mbo zaza ie, mena volo, sady soa endriky. \v 43 La hoy lay Filistina tamin'i Davida:" Alika va aho, ro avy miaraky amin'ny hazo eto amiko iha?' sady nagnozo gnan'i Davida tamin'ireo ndranagnahariny lay Filistina.