msh_1sa_text_udb/17/39.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 39 Namehy gny sabany tamin'ny akanjo fialiany i Davida. Fa tsy afaky namindra ie, fotony mbo tsy nofagny tamin'iregny. La hoy i Davida tamin'i Saoly:" Tsy afaky hiboaky hialy miaraky amin'ny toy aho, fotony mbo tsy nofagny tamin'ireto." Ka nalan'i Davida reo. \v 40 Nalany tegny an-tagnany gny tehiny sady nifanty vato malama limy bakao amin'ny lohasan-driaky ie ; sady napetrany tao amin'ny kitapony fiandrasany aondry reo. Tegny an-tagnany gny gny antsamotaliny iaby namonjy lay Filistina ie.