msh_1sa_text_udb/17/34.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 34 Fa hoy i Davida tamin'i Saoly :" Fa zatsy niaraky gny andian'aondrin'ny rainy gny mpanomponao. Lafa avy voho mangalaky anak'aondry gny liona na bera, \v 35 la nagnia gnan'io voho namely gnan'io aho, sady nagnavotsy gnan'io bakao amin'ny vavany. Lafa nitsanga hanohitsy gnahy ie, la tratriko tamin'nyvalombavany, nasiako ie sady matiko.