msh_1sa_text_udb/17/19.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 19 Miakara amin'i Saoly voho reo joharin'Israely manontolo agny amin'ny lohasahan'i Elaha, mialy amin'ireo Filistina reo rahalahinao." \v 20 Nifoha aloha i Davida gny maray sady namela reo andian'aondry aman'aosy nokarakarai'ny mpiaraky aondry raiky. Nangalaky reo fitaovany ie sady lasa, araky gny nandidian'i Jese gnazy. avy teo amin'ny toby ie laha igny nandeha niboaky teo amin'ny sahan'aly mba hikoraky aly igy gny tafiky. \v 21 Bakeo la nilaza hialy gny Israely voho reo Filistina, mtafiky manohitsy gny tafiky.