msh_1sa_text_udb/17/12.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 12 Sady i Davida la anaky lahin'ilay Efratita bakagny Betlehema ao Joda, i Jese ro agnarany. nana gnanaky lahy valo ie. Jese la fa johary antitsy tamin'ny andron'i Saoly, tena antitsy tokoa teo amin'ireo johary. \v 13 Reo zokiny telo amin'ireo anaky lahin'i Jese la nagnaraky gnan'i Saoly tagny amin'ny aly. Gny agnaran'ireo anaky lahiny telo zay nagnagny amin'ny aly reo la i Eliaba ro lahimatoa, faharoe magnaraky gnazy i abinaaba, voho i Sama ro fahatelo.