msh_1sa_text_udb/16/20.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 20 Nangalaky boriky raiky nitao mofo, divay siy raiky, voho anak'aosy, sady nandefa gnan-drozy niaraky tamin'i Davida anany lahy ho agny amin'i Saoly. \v 21 Bakeo la avy teo amin'i Saoly i Davida sady nanomboky gny fanompoany. Tian'i Saoly loatsy ie, ka lasa mpanday gny fialiany.