msh_1sa_text_udb/16/08.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 8 Bakeo la nikaiky gnan'i abinadaba i Jese sady nampandalo gnazy teo agnatrehan'i Samoela. La hoy i Samoela hoe:' Tsy nifily gnan'io avao koa Yaveh." \v 9 Bakeo la nampandalo gnan'i Sama i Jese, fa ingo hoy i Samoela hoe;' Tsy nifily avao koa Yaveh." \v 10 Nampandolovin'i Jese teo agnatrehan'i Samoela gny fito tamin'ireo anany lahy. La hoy i Samoela tamin'i Jese hoe:" Tsy nifily gnan'ia ia tamin'ireo Yaveh."