msh_1sa_text_udb/16/01.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 1 Hoy Yaveh tamin'i Samoela hoe;' Mandra-pahovia iha ro hisaona gnan'i Saoly, fotony nolaviko tsy ho mpanjaka manera gny Israely ie? Fenoy diloilo gny gny tandrokao sady mandehana. Hirahiko agny amin'i Jese bakagny Betlehema iha, fa fa nifily mpanjaka ho gnahy amin'ireo ananay lahy aho."