\v 8 Lafa afaky io, la nitsanga avao koa i Davida, nagnenga lay zohy, sady nikaiky gnan'i Saoly hoe;' Ry mpanjaka tompoko." Lafa nanenty gnazy bakao afara i Saoly, la nampiankohoky gny vatany tamin'ny tany i Davida sady naneho fagnaja gnazy. \v 9 ahoy i Davida tamin'i Saoly hoe:' Nagnino iha ro mijanjy reo johary zay manao hoe:' ingo, mila hanao raty gnanao Davida?"