\v 10 La nialy reo Filistina, sady resy gny Israely . Nandositsy tagny an-tragnony iaby gny Israely , sady henja tokoa gny famonoa; fa miaramila mijoro telo aly bakamin'ny Israely ro lavo. \v 11 Lasa gny fiaran'i Yaveh, sady maty i Hofinia voho Finehasa. , anaki Ely roe lahy.