\v 11 Gny hamaray la napetrak'i Saoly agnaty vondro telo gny fokonolo. La nandeha teo agnivon'ny toby tamin'ny fiambena maray rozy, sady nanafiky rozy ka naharesy reo Amonita manadra-pahamay gny andro. Reo zay mbo velo la naely, mba tsy hisian'ny roe hiara-tavela.