\v 21 La hoy i saoly hoe:' Nanota aho. Mimpolia , ry Davida, anako lahy; fa tsy hagnisy raty gnanao sasy aho, fotony sarobidy teo imasonao gny aiko androany. Ingo, niadaladala aho sady nanao fahadiso raty mare."