\v 3 Nitoby teo amin'ny havoan'i Hakila i saoly, zay nagnatriky gnan'i Jesimona, teo amoron-dala. Fa nipetraky tagny agn'efitsy i davida, sady hitany fa tamy hila gnazy tagny agn'efitsy i Saoly. \v 4 Ka nagniraky mpitsikilo i Davida ka nahay fa tena avy tokoa i saoly.