\v 26 Hoy i Davida tamin'ireo johary zay nitsanga teo agnilany :" Ino ro hatao ho gnan'ilay johary zay mamono toy Filistina toy voho hangalaky gny fahafam-baraka amin'Israely? Ia toy Filistina tsy voafora toy ro mihantsy gnan'ireo tafiky gny Ndranagnahary velo? \v 27 La nampoliny gnolo zay fa nolazain-drozy sady nilaza taminy ie hoe:" La manahaky gnan'io avao ro hatao ho gnan'ilay johary zay mamono gnazy."