\v 9 lafa avy gny zatovolahin'i Davida, la nolazain-drozy tamin'i Nabala ho gnan'i Davida iaby io iaby io , bakeo la nandigny rozy. \v 10 Namaly reo mpanompon'i Davida i Nabala nanao hoe;' Ia moa io davida , sady ia io anaky lahin'i Jese? Nisy mpanompo maro zay nisara-dala tamin'ny tompon-drozy tamin'io andro io. \v 11 Tokony hangalaky gny mofoko voho gny ranoko sady gny henako zay fa novonoako ho gnan'ny mpagnetiko