\v 1 sady namory reo tafiny iaby tao Afeka reo Filistina; \v 2 Nitoby teo agnilan'ny loharano zay tagny Jezirela reo Israelita. Nozaran'ireo andrian'ny Filistina an-jatony voho agn'arivony gny miaramila; Davida voho reo olony nandeha bakeo amin'ny mpiamby gny vodilala niaraky tamin'i Akisy.