\v 26 Hoy i Samoela tamin'i Saoly hoe;' Tsy himpoly hiaraky aminao aho, fotony nanda gny safan'i Yaveh iha, sady fa nanda gnanao tsy ho mpanjaka eo amin'ny Israely i Yaveh. \v 27 Laha igny nitodi-doha hiala igny Samoela, la nitanan'i Saoly gny moron-tombok'akanjony, ka nitriatsy io.