\v 19 Niala vo maraindray be rozy ka nanompo teo agnatrehan'i Yaveh, sady nimpoly tagny an-tragnony tagny Rama ndraiky rozy reo niavy eo. Niharo firoroa tamin'i Hana valiny i Elkana, sady Yaveh nahatiaro gnazy. \v 20 Lafa niavy gny fotoany ,la nibevoka i Hana ka niteraky Anja johary. Nikaiky gny agnarany hoe: Samoela ie, nanao hoe: " fotony avy tamin'i Yaveh ro nangatahako ie."