\v 19 Kanefa nanda gny hijanjy gnan'i Samoela gny fokonolo; hoy rozy :" Tsia! Tokony hisy mpanjaka eto aminay \v 20 mba hitovizanay amin'ireo firenena hafa iaby, sady mba hitsaran'ny mpanjakanay gnanay voho hiboahany eo agnatrehanay ka hialy gny alinay."