\v 18 Hoy Saoly tamin'iAhia:' Andeso atoy gny fiaran-Dranagnahary, " fa tagny amin'ny vahoakan'ny Israely io tamin'io fotoa io. \v 19 Laha niresaky tamin'ny mpisoro i saoly, la nitohy voho nitombo gny tabataba tao an-tobin'ny Filistina. La hoy Saoly tamin'ny mpisoro : Ahemoro gny tagnanao."