\v 1 Ndraikik'andro, i Jonatana anak'i Saoly nivola tamin'ilay Zatovy mpanday gny fialiany hoe;' andao, andeha tsika hiampita egny amin'ny toby miaramilan'ny Filistina egny ampita." Nefa tsy nolazainy gny rainy.