\v 6 Nanao fiarovan-dranjo saba voho lefo saba teo agnelagnelan'ny sorony ie. \v 7 Bevata gny zaran-defony, miaraky amin'ny taly volomboloa fanipaza gnazy manahaky gny taly eo amin'ny vodi-tenon'ny mpanenona. Gny lohan'ny lefony la vy milanja sekely eninjato. Nandeha teo alohany gny mpanday ampingany.