auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-27 14:02:07 +03:00 committed by root
parent 54e8997015
commit ea803b5b87
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 sady Akisy nikaiky gnan'i Davida ka nanao taminy hoe:' Laha mbo velo koa i Yaveh, la soa iha , sady sitrako gny miara-miboaky voho miaraky amin
\v 6 sady Akisy nikaiky gnan'i Davida ka nanao taminy hoe:' Laha mbo velo koa i Yaveh, la soa iha , sady sitrako gny miara-miboaky voho miaraky aminao ao amin'ny tafiky; fa mbo tsy nahita fahadisoa taminao aho hatramin'ny andro niavianao tatoy amiko ka hatramin'ny androany. Ndra la io aza, la tsy ankasitrahan'ireo andriana iha. \v 7 Ka amizao mimpolia sady mandehana am-piadagna, mba tsy ha