diff --git a/28/08.txt b/28/08.txt index 42aa184..f695328 100644 --- a/28/08.txt +++ b/28/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Nagnova endriky i saoly, nanao akanjo hafa,sady nandeha , ie voho reo johary roe niaraky taminy; nagnagny amin'ilay ampela rozy gny haly. Hoy ie:' Mitalaho aminao aho, manaova fikahia gny maty ho gnahy, miaraky amin'ny fagnahy , sady andeso miakatsy zay agnara volagniko gnanao." \v 9 Hoy lay amp \ No newline at end of file +\v 8 Nagnova endriky i saoly, nanao akanjo hafa,sady nandeha , ie voho reo johary roe niaraky taminy; nagnagny amin'ilay ampela rozy gny haly. Hoy ie:' Mitalaho aminao aho, manaova fikahia gny maty ho gnahy, miaraky amin'ny fagnahy , sady andeso miakatsy zay agnara volagniko gnanao." \v 9 Hoy lay ampela taminy:' Ingo, hainao zay nataon'i saoly , zay namongorany zay miresaky amin'ny maty na amin'ireo fagnahy tsy eo amin'ny tany. Ka nagnino iha ro mametraky fandriako ho gnan'ny aiko, mba hahafaty gnahy?" \v 10 Nianiana taminy tamin'ny alalan'i Yaveh i saoly ka nanao hoe:' Laha mbo velo k \ No newline at end of file