diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index 56a5b1a..9b8b67d 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Natahotsy reo Filistiana; hoy rozy hoe:' Misy ndranagnary avy ao an-toby." Hoy rozy hoe; \v 8" Loza ho gnantsika ! Mbo tsy nisy raha nitranga manahaky gnan'ny toy gny taloha! Lo \ No newline at end of file +\v 7 Natahotsy reo Filistiana; hoy rozy hoe:' Misy ndranagnary avy ao an-toby." Hoy rozy hoe; \v 8" Loza ho gnantsika ! Mbo tsy nisy raha nitranga manahaky gnan'ny toy gny taloha! Loza ho gnantsika! Ia ro hiaro gnantsika amin'ny herin'reo Ndranagnahary mahery reo? Reo ro Ndranagnahary namely gny Egyptiana tamin'ny loza maro isan-karazany tagny agn'efitsy. \v 9 Alao hery, sady mba johary, nareo ry Filistina, sao ho avy andevo \ No newline at end of file