auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-25 15:56:13 +03:00 committed by root
parent 78fac55619
commit cab26aa21a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Hoy i Jonatana tamin'ilay zatovo mpnaday gny fialiany:' andao, andeha tsika hiampita egny amin'ny miaramilan'ireo nama tsy
\v 6 Hoy i Jonatana tamin'ilay zatovo mpnaday gny fialiany:' andao, andeha tsika hiampita egny amin'ny miaramilan'ireo nama tsy voafora reo. Vasa Yaveh mba hiasa ho gnantsika , fa tsy misy na ino ino mahakasiky gnan'i Yaveh amin'ny famonjea amin'ny maro na amin'ny olo tsy ampy." \v 7 Namaly gny mpanday gny fialiany hoe;' ataovo gny raha iaby zay ao am-ponao. Mandrosoa, ingo, miaraky aminao aho, mba hankato