auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-27 04:12:16 +03:00 committed by root
parent 40bd688689
commit ca0b3abe38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 amizao hitan'ny masonao fomba nametrahan'i Yaveh gnanao teo am-pelatagnako tamintsika toa an-johy. Gny sasany nilaza tamiko mba hamono gnanao, fa namindra fo taminao aho. Hoy aho hoe;"Tsy haninjitsy gny tagnako amin'ny tompoko aho; fotony voahosits'i Yaveh ie. \v 11 Ingo, ry raiko, jereo gny moron-tombok,akanjo lavanao eo am-pelatagnako. Fa gny antony nanapahako gny moron-tongots'akanjo la
\v 10 amizao hitan'ny masonao fomba nametrahan'i Yaveh gnanao teo am-pelatagnako tamintsika toa an-johy. Gny sasany nilaza tamiko mba hamono gnanao, fa namindra fo taminao aho. Hoy aho hoe;"Tsy haninjitsy gny tagnako amin'ny tompoko aho; fotony voahosits'i Yaveh ie. \v 11 Ingo, ry raiko, jereo gny moron-tombok,akanjo lavanao eo am-pelatagnako. Fa gny antony nanapahako gny moron-tongots'akanjo lavanao voho tsy namonoako gnanao, la mba hainao voho jerinao fa tsy raty na fivadiha eto am-pelatagna