auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-27 17:26:40 +03:00 committed by root
parent 97b60fa3b5
commit ba37a58a9b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avy tagny amin'ireo olo roanjato zay tena osa laha hagnaraky gnazy i davida, reo zay nataon'ireo hafa nijano tagny amin'ny reniraon'i Besora. Re
\v 21 Avy tagny amin'ireo olo roanjato zay tena osa laha hagnaraky gnazy i davida, reo zay nataon'ireo hafa nijano tagny amin'ny reniraon'i Besora. Reo johary reo la nandroso mba hihaona amin'i davida voho reo vahoaky niaraky taminy. Lafa avy teo amin'ireo olo reo i Davida, la niarahaba gnazy rozy. \v 22 Reo olo raty fagnahy voho reo nama tsy misy ila gnazy teo amin'ireo zay fa nandeha niaraky tamin'i Davida nilaza hoe:' Foto