auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-27 04:12:16 +03:00 committed by root
parent 1ec2578060
commit 5e8c392719
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Lafa afaky io la nampijaly gnazy gny fon'i Davida fotony nanapaky gny moron'ny akanjony
\v 5 Lafa afaky io la nampijaly gnazy gny fon'i Davida fotony nanapaky gny moron'ny akanjo lavan'i Saoly ie. \v 6 Hoy ie tamin'ireo johariny hoe;' Yaveh anie handrara gny hanaovako zao raha zao amin'ny tompoko, lay vaohosits,' Yaveh, la gny hagninjirako gny tagnako aminy, laha mahita fo voahosits'i Yaveh ie." \v 7 La nivola