@ -0,0 +1 @@
\v 24 Nana anak'aomby nifahy tao an-tragnony lay ampela; nandeha malaky ie sady namono gnan'io; nangalaky koba ie, nafangaro io, sady nanendry gny mofo tsy misy lalivay niaraky tamin'io. \v 25 Nandesiny teo agnatrhan'i saoly voho