msh_1sa_text_udb/27/01.txt

1 line
296 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 11:02:07 +00:00
\v 1 Nivola tao am-pony i Davida hoe:' Ho matin'ny tagnan'i Saoly aho ndraiky andro agny; tsy misy soa ho gnahy afa-tsy gny mandositsy magnagny amin'ny tanin'ireo Filistina; tsy hila gnahy eran'ny fari-tanin'ny Israly manontolo sasy i Saoly; amin'io lala io ro handosirako hiala amin'ny tagnany."