msh_1sa_text_udb/24/17.txt

1 line
257 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 01:12:27 +00:00
\v 17 Hoy ie tamin'i davida hoe:' Marina tokoa iha mandilatsy gnahy. fotony namaly soa gnahy iha, lafa namaly raty gnanao aho. \v 18 nambaranao amizao gny fomba nanaovanao soa tamiko, fotony tsy namono gnahy iha laha nataon'i Yaveh teo an-tagnanao gny aiko.