msh_1sa_text_udb/26/22.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 11:02:07 +00:00
\v 22 Namaly i Davida ka nanao hoe:' Ingo, toy gny lefonao, ry mpanjaka! Ao hisy raiky amin'ireo tovolay hiampita sady nangalaky ka nanday gnan'io agny aminao. \v 23 Yaveh anie hamaly gny olo kirakiraiky noho gny fahamarina voho gny fahatokiany iaby; fotony nametraky gnanao teo an-tagnako Yaveh androany , fa imgo ts namely gny voahosony aho.