msh_1sa_text_udb/26/01.txt

1 line
337 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 11:02:07 +00:00
\v 1 Avy tagny amin'i Saoly tagny Gibea reo zifita sady nivola hoe:' Tsy mietaky agny amin'ny lohasahan'i Hakila, zay mifagnatriky amin'i Jesimona va i Davida?" \v 2 La niainga i Saoly ka nizotso nagnagny amin'ny efits'i Zifa, nanday joharin'Israely voafantina telo arivo niaraky taminy, mba hila gnan'i Davida agny an-tany efits'i Zifa.