msh_1sa_text_udb/24/12.txt

1 line
261 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 01:12:27 +00:00
\v 12 Yaveh anie hitsara gnahy voho iha, sady yaveh anie hamaly faty gnahy aminao, fa gny tagnako la tsy tokony hanohitsy gnanao. \v 13 Araky gny lazain'ny ohabola ntaolo hoe:' bakamin'ny raty fagnahy ro hiavian'ny faharatia.Fa tsy hanohitsy gnanao gny tagnako.