2021-07-24 11:59:52 +00:00
|
|
|
\v 13 Reo anakareo ampela avao koa la hataony mpangaroharo raha magnitsy, mpiketsiky, sady mpanao mofo. \v 14 Halany gny soa mare bakamin'ny sahanareo , reo tanim-boaloboky, voho reo tanin'olivanareo, ka hameany gnan'ireo mpanompony. \v 15 Halany gny ampahafolon'ny varinareo voho gny bakamin'ireo tanim-boalobokareo ka hameany gnan'ireo manam-pahefany voho reo mpanompony.
|