2021-07-25 07:19:00 +00:00
|
|
|
\v 4 La avy tagny Gibea, zay nipetrahan'i Saoly reo iraky,sady nilaza zay raha nitranga tamin'ny fokonolo manontolo. \v 5 Sady magnaraky reo aomby bakao an-tsaha i Saoly. Hoy i Saoly:' Ino ro mahazo gnan'ireo fokonolo ka mampitagny gnan-drozy?' La noresahan-drozy tamin'i Saoly zay nivolagnin'ny joharin'i Jabesy.
|