\v 14 Hoy i Samoela hoe:" Ino io fitrenan'ny aondry ao an-tsofiko io, voho fitrenan'ny aomby zay reko io?' \v 15 Namaly i Saoly jhoe; Fa nandesiko rozy bakamin'ireo amalekita io. Fa niaro reo aondry voho aomby soa mare reo olo, mba hanaova soro ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinao. Fa naringanay tanteraky gny sisa tavela." \v 16 La hoy i Samoela tamin'i Saoly hoe;' Lignaso , la ho volagniko gnanao zay nambaran'i Yaveh tamiko tamin'ny haly ;' Mivolagna!"