2021-07-25 16:01:55 +00:00
|
|
|
\v 31 Tamin'io andro io la nanafiky reo Filistina nanomboky tao Mikmasy hatragny Aialona rozy. Reraky tanteraky gny vahoaky. \v 32 Nilay mare tamin'ireo voaroba gny vahoaky ka nangalaky aondry, aomby voho anak'aomby, sady namono reo teo amin'ny tany. Nihina gnan'io niaraky tamin'ny ra gny vahoaky.
|