msh_1sa_text_udb/01/17.txt

1 line
294 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-30 13:13:22 +00:00
\v 17 Sady Ely namaly ka nanao hoe: " Mandehana am-piadagna; Ndranagnaharin'Israely anie hamaly gny fangataha zay nangatahinao taminy." \v 18 Hoy gny ampela: " Ao hijery sitraky eo ampahibemasonao gny mpanomponao". La nandeha tamin-gny lalany gnampela ka nisakafo; tsy nalahelo koa gny toerany.