msh_1sa_text_udb/25/04.txt

1 line
397 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 01:12:27 +00:00
\v 4 ren'i davida tagny agn'efitsy fa nanenty gny aondriny i Nabala. \v 5 Ka la nandefa tovolahy folo ie. La hoy Davida tamin'ireo johary ;' Miakara agny karmela, mandeha agny amin'i nabala, sady miarahaba gnazy amin'ny agnarako. \v 6 Lazaonareo aminy hoe:' Miveloma agnaty fanambina. Fiadagna anie ho gnanao sady fiadagna anie ho gna'ny avorohotanao, sady fiadagna anie gnan'izay iaby hanagnanao.