msh_1sa_text_udb/08/06.txt

1 line
324 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-08-14 12:59:47 +00:00
\v 6 Nefa tsy nankasitrahan'i Samoela io laha nivola rozy hoe:' Omeo mpanjaka rahay mba hitsara gnanay." Ka nivavaky tamin'i Yaveh i Samoela. \v 7 Hoy Yaveh tamin'i Samoela hoe;' Ankatoavo gny feon'ny fokonolo amin'ny raha iaby volagnin-drozy aminao; fa tsy iha ro nolavin-drozy , fa Zaho ro nolaviny tsy ho mpanjakan-drozy.