1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 8 Nasiaky mare i Saoly , sady tsy nampazoto gnazy io hira io. Hoy ie Hoe:" fa nagnome agn'aliny ho gnan'i Davida rozy, nefa agn'arivony avao ro namean-drozy ho gnahy. Ino avao koa ro afaky hanagnany afa-tsy gny fitodram-panjaka? \v 9 Nijery gnan'i Davida tam-piahiahia i Saolynanomboky tamin'io andro io. |