msh_1sa_text_reg/18/01.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 1 Lafa baka niresaky tamin'i Saoly ie, la nifafamehy tamin'ny fagnahin'i Davida gny fagnahin'i Jonatana, sady nitian'i Jonatana manahaky gny fagnahiny avao koa ie. \v 2 Nalan'i Saoly ho amin'ny fanompoa gnazy i Davida tamin'io andro io; tsy nengany himpoly agny an-tragnon-drainyie.