msh_1sa_text_reg/09/17.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 17 Lafa hitan'i Samoela i Saoly, la nivola taminy i Yaveh hoe;" Intoy lay johary nambarako gnanao! Ie lay olo zay hanapaky gny fokonoloko." \v 18 Bakeo i Saoly la namonjy gnan'i Samoela teo amin'ny vavahady sady nanao hoe;' Mba lazao ahy hoe aia ro misy gny tragnon'ilay mpahita?' \v 19 Namaly gnan'i Saoly i Samoela ka nanao hoe:' Zaho lay mpahita.Miakara ho amin'ny toera abo alohako, fa androany la hiara-mihina amiko iha. Engako handeha iha amin'ny maray , sady holazaiko gnanao zay iaby ao an-tsainao.