msh_1sa_text_reg/28/20.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 20 Avy hatragny la lavo niampita tamin'ny tany i saoly sady tena natahotsy ie noho reo safan'i samoela. Tsy nisy hery tao agnatiny, fotony tsy nihinan-kany ie nandritsa gny andro tontolo, na tamin'ny haly tontolo. \v 21 Nandeha teo amin'i saoly lay ampela sady nahita fa tena nikorontan-tsay ie, hoy i taminy:' Ingo, gny mpanompovavinao fa nijanjy gny feonao; fa napetraky teo am-pelatagnako gny aiko sady fa nijanjy reo safanao zay nambaranao tamiko.