msh_1sa_text_reg/28/13.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 13 Hoy gny mpanjaka taminy:' Ka matahotsy. Ino ro hitanao?" Hoy lay ampela tamin'i saoly:' mahita ndranagnahary miakatsy bakao amin'ny tany aho." \v 14 Hoy ie taminy:' Manao akory gny endriny?" Hoy ie:" Johary antitsy ro avy miakatsy; manao akanjo lava ie." Hain'i Saoly fa i Samoela io, ka nampiankohoky gny vatany tamin'ny tany ie sady naneho fagnaja.