msh_1sa_text_reg/28/05.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 5 Lafa nahita gny tafik'ireo Filistna i Saoly, la natahotsy ie, sady nihorohoro mare gny fony. \v 6 Nitalaho fagnampia tamin'i Yaveh i saoly, kanefa tsy namaly gnazy i yaveh__ ndra tamin'ny nofy, ndra tamin'i Orima, ndra tamin'ireo mpaminanay. \v 7Sady hoy i saolly tamin'ireo mpanompony:' Hilao ampela miresaky amin'ny mat aho, mba hahafahako magnagny aminy sady mila hevitsy aminy." Hoy reo mpanompony taminy:' Ingo, misy ampela agny Andora zay milaza fa miresaky amin'ny maty."