msh_1sa_text_reg/28/03.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 3 Sady maty i Samoela, sady gny Israely iaby nisaona gnazy ka nandevy gnazy tao Rama, tao amin'ny tanany. Nofongoran'i Saoly tsy ho eo amin'ny tany avao koa reo zay niresaky tamin'ny maty na tamin'ireo fagnahy. \v 4 Sady nivory niaraky reo Filistina sady avy voho nitoby tao Sonema; sady Saoly nampivoro reo Israely iaby ka nitoby tao Giboa rozy.